On compte une dizaine de vendeurs de tissus à Ambodinisotry. Il y a ceux qui vendent du tissu en mètre, ceux qui vendent des housses d'oreiller et des rideaux. En général, c'est chez les commerçants Indiens que les vendeurs s’approvisionnent, mais il y a aussi ceux qui les font importer par des entreprises.
Studio
Sifaka 2024-01-16 Fandaharana KETRIKA SY KANDRA VENTE TISSUS ISOTRY Amam-polony maro ireo mpivarotra lamba eny Ambodin’isotry. Hita eny avokoa na ireo mivarotra lamba amin’ny metatra na ireo mpivarotra an’irony fonon’ondana sy ny lambam-baravarana, na antsoina ihany koa hoe « rideaux ». Amin’ny Ankapobeny dia eny amin’ny karana no tena fangalan’ireo mpivarotra eny entana ho amidy, misy ihany koa nefa ireo izay mampanafatra entana any amin’ny orinasa.
Fanadiadihana niarahana tamin’i Désiré sy i Sylvie, mpivarotra lamba ao Ambodin’Isotry.
📌 Le marché du tissu à Ambodin'Isotry (Kalher)
🏢 ONG STUDIO SIFAKA
📍 Kalher
Reply to this offer
Impress this employer describing Your skills and abilities, fill out the form below and leave Your personal touch in the presentation letter.