Ny mpanentana dia manana tanjona hampilalao ny ankizy fotsiny ao anatin’ny fampiarana ny fanatajahantena. Ny mpanabe ara-panatajahantena dia mampilalao zaza ihany koa fa efa manomboka mampiditra ny lalà na mifehy ny fanatajahantena iray. Ary ny mpanazatra dia efa manomana ireo ankizy avy nandalo tao amin’ny mpanabe ara-panatajahantena hanao fifaninana isan-karazany.